Dikan'ny teny : rona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana. รจ t.i.f.: Arona, voarona, tafarona / mandrona, fandrona, mpandrona / andronana, fandronana / mirona, firona, mpirona 1 ironana, fironana / maharona 1 rondrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel