Dikan'ny teny : ronaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Resim-pitiavana tafahoatra ka malemy sy manaiky lembenana tsy afa-manohitra, renoka amin'ny fitiavana. - t.i.f. : Ronahina, aronaka, voaronaka / mandronaka, fandronaka, mpandronaka 1 andronahana, fandronahana / mironaka, fironaka, mpironaka / ironahana, fironahana / mahaxonaka 1 ronadronaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel