Dikan'ny teny : rondrarondra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra mirazorazo, toy ny volon-doha lava, ny hazo be ravina sy maro rantsana milonjehitra... * t.i.f.: Arondrarondra / mirondrarondra, firondrarondra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel