Dikan'ny teny : rongatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fivoahana indray miaraka, fitroarana hivoaka ny vala, fihoarana ny fefy. * t.i.f.: Arongatra, voarongatra, tafarongatra 1 mandrongatra, fandrongatra, mpandrongatra I androngatana, fandrongatana 1 mirongatra, firongatra, mpirongatra / irongatana, firongatana / maharongatra / rongadrongatra / misarongatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel