Dikan'ny teny : rongo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay rehetra atao amin'ny sisin-damba, eo amin'ny lohany roa, toy ny kofehy, vakana, sns... * t.i.f.: Rongoana, arongo, voarongo, tafarongo / mandrongo, fandrongo, mpandrongo / androngoana, fandrongoana 1 mirongo, firongo, mpirongo / irongoana, firongoana / maharongo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel