Dikan'ny teny : rovitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rouita) a.: Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina, ? p.t.: Nisy sombin'ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako. Rovita alohan'ny aina, ? h,i,: 1) Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana. 2) Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rouitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan'ny mpitondra izao. - t.i.f.: Rovitina, voarovitra / mandrovitra, fandrovitra, mpandrovitra / androvitana, fandrovitana. - Roui-damba ririnina (jer. Ririnina). ΒΆ M. h. : Triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tata-ka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel