Dikan'ny teny : roy

Hampiditra dikany vaovao
1 Kianteny entina manolo ny anaran'olona tsy tiana hotononina, ary matetika mifamaly amin'ny hoe "lahy". Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo kely madinidinika misy tsilotsilony ary fihinam-boa: Ny uoan' ny roy no atao hoe uoaroy. (Maro karazana ny roy: roibe, roibelahy, roibevavy, roifantaka, roimainty, roimemy; samy jereo amin'ny toerana tokony hisy azy avy ireo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel