1 ft.: Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon'olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra. - t.i.f.: Rozatina, voarozatra / mandrozatra, fandrozatra, mpandrozatra / androzatana, fandrozatana / mirozatra, firozatra / maharozatra / rozadrozatra.
Ahitsio