1 Kianteny kely: a) atao eo alohan'ny anaran'olona antsoina: Ry Koto o! ento aty ny solomasoko; b) atao eo alohan'ny anaran'olona itenenana am-pitiavana: Ry hava-na, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro; d) atao eo alohan'ny Riana a.: Rano mianjera avy a-an aran ' olona an gatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo Ă´, mamindrĂ fo aminay!
Ahitsio