Dikan'ny teny : sabebaka

1 p. t.: Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika). • f. t. m.: Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel