Dikan'ny teny : sabilaka

1 p.t.: Tsy mahitsy tsara fa misompirana sy vilambilana, enti-milaza zavatra mifaraingo na mibaraingo ary tsy mahitsy (jar. Bilaka, sobilaka). - t.i.f. : Sabilahina, voasabilaka, tafasabilaka 1 manasabilaka 1 misabilaka 1 mahasabilaka / aabilabilaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel