Dikan'ny teny : saboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mivonto be, mibibaka sahala amin'ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe. ΒΆ M. h. : Mizihitra, mivozihitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel