Dikan'ny teny : sadaika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sadaikatra p. t.: Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe. • TsY mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason'ireo olona betsaka ireo. - t.i.f.: Mahasadaikatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel