Dikan'ny teny : safary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana ta-ria: Aza be safary eo ianao fa izay heuitrao ambara. - t.i.f.: Safarina, asafary, voasafary 1 misafary, fisafary, mpisafaxy 1 isafariana, fisafariana / mahasafary / safarifary. - F.-p.: Tia ihany ka be safary: miolakolaka ohatra ny mody tsy tia, kanefa tia fatratra. ΒΆ M. h.: Saroro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel