Dikan'ny teny : safidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fahafahan'ny sitrapo maka izay tiany amin'ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona. ? Fifidianana malalaka: Anao ny safid y. * t.i.f.: Misafidy, fisafidy, mpisafidy / isafidianana, fisafidianana. * F.-p.: Safidim-po: sitraky ny fo, danin'ny kibo. / Tompon-tsafidy: afaka mifidy malalaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel