Dikan'ny teny : safononoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Feno hatramin'ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny. * h.o.: Feno, diboka: Safononoka ny fon'ny Malagasy nahazo ny fahaleouantena. - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel