Dikan'ny teny : safosafoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (safosafo) mt. ih. (safosafoy): Lambolamboina amin'ny tanana. ? h.o.: Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin'ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel