Dikan'ny teny : safotofoto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny. ? Toetran'ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo. * Safotofotoina, asafotofoto, voasafotofoto, tafasafotofoto / manasafotofoto, fanasafotofoto, mpanasafotofoto / anasafotofotoana, fanasafotofotoana / misafotofoto, fisafotofoto, mpisafotofoto / isafotofotoana, fisafotofotoana / mahasafotofoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel