Dikan'ny teny : safovava

Hampiditra dikany vaovao
1 : Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avo loha, kapavava). - t.i.f. : Manasaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel