Dikan'ny teny : saha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany malalaka tsy misy ala na tanĂ na fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin'ity hevitra ity) : Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha. ? Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay. / Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay. * t.i.f. : Antsahabeny, kisahasaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel