Dikan'ny teny : sahabo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay. ¶ M.h.: Tokony, tokotokony ho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel