Dikan'ny teny : sahafa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary ka notondroina mazava tsara hoe: sahafa vy, sahafa harona). - F.-p.: Sahafa volamena: teny ampiasain'ny mpanoratra matetika hilazany an' ohatra ny masoandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel