Dikan'ny teny : sahala

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin'izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo. / Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roc ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa. ? ppk.: Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sa-hala amin'ny mangalatra ihan y. - F.-p.: Tsy mahazo an-tsahala: resy. / Tsy manan-tsahala: tsy misy mitovy aminy, ambony dia ambony. ΒΆ M. h.: Sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel