Dikan'ny teny : sahana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiandraiketana, fanatrehana asa na raharaha. ? Mitovy amin'ny sakana. * t.i.f. : Sahanina, voasahana / misahana, fisahana, mpisahana / isahanana, fisahanana / mahxsahana / sahantsahana / mifanahantsahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel