Dikan'ny teny : saka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fihalorana foza na orana amin'ny ta-nana ao anaty lavany; ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin'ny lehilahy. - t.i.f.: Sakaina, asaka, vos-salsa, tafasaka / misaka, fisaka, mpisaka / isakana, fisakana / mahasaka / sakasaka. * Ohab.: Izaho mpisaka no ivarotana orana: enti-milaza fa tsy tokony hametsifetsy na hanambaka olona fetsifetsy noho ny tena. Ahitsio
2 a.: Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin'ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. ? F.-p.: Saka dia: kary, entimilaza olona fatra-pivezivezy ary fatra-piriorio. / Manjary salsa dia: tonga kary tsy ta-mana an-trano ary mihenjy tsy tan-dàlana. / Saka kary, karin-tsaka: sakamanjary kary mangala-pihinana na miova toetra. / Saka lava tanana: saka tsy azo itokiana. ? h. o. : Enti-milaza ny olona fetsy ary tonga mpangalatra. * Ohab.: Voalavolahy mila loza; saka matory ka alamb o lom bava : enti-milaza fa tsy tokony ho sahisahy foana ka manakaiky ny loza mahafaty. ¶ M. h. : Piso. Ahitsio
3 Sakany a.: Home mifanohitra amin'ny lavany: Ohatrinona no haben'ity efitrano ity? —Fit() metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany. ? Habe salasalany, antonintoniny. ? p. t.: Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan'ombiuavy. ? h.i.: Salasalany, atriatry: Sakan-karona. - F.-p.: Tsy misy sakany sy lauany: sady fohy no vaventy. / Sakam-bavy, sakan-dahy: vanto-jazavavy, vantojazalahy. / Sakan-jaza: zaza madinidinika efa afa-mitsoriadriaka. / Sakam-bavy antitra: vehivavy tsy mbola tena antitra. / Sakan-dahy an titra: lehilahy tsy mbola tena antitra. / Sakan-kao: hao salasalany tsy mbola manatody fa kely kokoanoho ny renihao. / Sakan-karona: harona salasalany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel