Dikan'ny teny : sakalava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-poko le• hibe monina amin'ny tany anelanelan'Ampasimena, a. varatra, hatrany Toliary, a• tsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-ten• drombohitra mamaritra ny tanin'ny Marina. Azo zarai• na ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (reniv. Mahajanga), Am bongo (reniv. Besalampy), i Menabe (reniv. Morondava), ary i Fiherenana (reniv. Toliary). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel