Dikan'ny teny : sakamalao

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay. * Ohab.: Sakamalao sy hauozo: samy mitondra ny hanitra ho azy: enti-milaza zavatra na olona anankiroa samy manana ny hatsarany ka tsy azo atao hoe "itsy ambany noho iroa", fa "angady mondro sy reniakoho ka izay mananda no resy". ΒΆ M. h. : Sakarivo, sakaitany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel