Dikan'ny teny : sakanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sakana) mt. ih. (sakano): Fefena: Nosakanan' ny tompony uato be ny fidirana ao anaty sahany. ? Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo tanna. ? Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian'i Soa ka tsy raikitra. ? Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan'i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy. ? Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany uaouao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel