Dikan'ny teny : sakobonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sakobona) mt. ih. (sakobony): Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo uao notazany mba tsy hangatahin'ny namany. ? Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao uoan'ny rivotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel