Dikan'ny teny : sakoda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao fanaon'ny ankizivavy kely: mitorovoka amin'ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel