Dikan'ny teny : salama

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy marary, tsy marofy. - t.i.f. : Mahasalama, hasalamana, fahasalamana. - F.-p.: Salama tsy marofy: tsy marary ary matanjaka. / Salama hogo: enti-milaza ny volo voahogo sy voalamaka tsara. ΒΆ M.h.: Tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel