Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : salanisa
Hampiditra dikany vaovao
1
a.: Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan'izy ireo ny fitambaran'ny isa azony: ohatra, misy fianakâviana 8; mitontaly 60 ny isan'ny zanany: ny salanisan'ny zanak'izy ireo àry dia 7,5 (60:8).
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel