Dikan'ny teny : salasala

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy kely tsy lehibe, antonontonony: Ento a-t? itsy famaky salasala itsy. ΒΆ M.h.: Sakany, atriatry. ? ft.: Enti-milaza olona miahotrahotra tsy tapa-kevitra amin'izay tokony hatao. - t.i.f. : Salasalaina, asalasala, tafasalasala/ manalasala, fanalasala, mpanalasala/ analasalana, fanalasalana / misalasala, fisalasala, mpisalasala / isalasalana, fisalasalana / mahasalasala / antsalasalany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel