Dikan'ny teny : salazana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andrin-tsambo:Mirona miaraka amin'ny sambo ny salazan-tsambo. ? Soitrafo na havitra fitonoan-kena. ? Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel