Dikan'ny teny : salobona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaronana amin' ny lamba, fisaronana ao anaty lamba, sakobona. * t.i.f.: Salobonina, asalobona, voasalobona, tafasalobona / manasalobona, fanasalobona, mpanasalobona / anasalobonana, fanasalobonana / misalobona, fisalobona, mpisalobona 1 isalobonana, fisalobonana / mahasalobona 1 salobondobona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel