Dikan'ny teny : salovana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fankanesana eo anoloan'ny hafa ka manembantsembana azy. ? Fitenenana avy hatrany alohan'ny hafa ka tsy ahazoan'izato milaza ny heviny. ? Ny eo anoloana amin'ny tarehy:Salouan-taua. - t.i.f.: Salovanina, asalovana, voasalovana, tafasalovana /misalovana, fisalovana, mpisalovana / isalovanana, fisalovanana/ mahasalovana/ salovandovana. - F.-p.: An-tsalouana: eo anoloana manembantsembana ny hafa; mitsabaka amin'ny raharahan'ny hafa. Ahitsio
2 a.: Lamba atao arondoto eo anoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel