Dikan'ny teny : samaka

Hampiditra dikany vaovao
1 m. t.: Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan'ny ankizy. - t.i.f.: Samahina, asamaka, voasamaka, tafasamaka / manasamaka, fanasamaka, mpanasamaka / anasamahana, fanasamahana / misamaka, fisamaka, mpisamaka / isamahana, fisamahana / mahasamaka / samatsamaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel