Dikan'ny teny : sambasamba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny atao ho fisaorana an'Andriamanitra, raha misantatra zavatra na mihinana sakafo tsy mbola nohanina. ? Fanandramana voalohany. ? Teny firariana raha tratran'ny taona vaovao; tenim-pirariana sy firavoana amin'ny fandroana: Sambasamba Andriamanitra Andriananahary. * t.i.f.: Sambasambaina, asambasamba, voasambasamba / misambasamba / isambasambana, fisambasambana / mahasambasamba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel