Dikan'ny teny : samboady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tapa-damba lavalava apetraka amin'ny soroka iray ka asadika any ambany helika mifanohitra amin'ilay io. - t.i.f.: Samboadiana, asamboady, voasamboady, tafasamboady / manasamboady, fanasamboady, mpanasamboady / anasamboadiana, fanasamboadiana / misamboady, fisamboady, mpisamboady / isamboadiana, fisamboadiana / mahasamboady / samboadimboady. - F.-p.: Manao samboady zavatra: mametraka io zavatra io eo ambonin'ny soroka iray, dia manasadika azy ao ambany helika mifanohitra amin' io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel