Dikan'ny teny : samborina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sambotra) mt. ih. (sambory): Enjehina: Nosamboriko ilay uorona fa tsy azoko. ? Raisina: Nosamborin'ny Polisy ilay mpangalatra. ? Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tat9 amiko omaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel