Dikan'ny teny : samonina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana. ? Ny firimorimon'ny fihodinan' ny milina. ? Ny feo heno amin'ny fanidinan'ny tantely. * t.i.f. : Misamonina, fisamonina, mpisamon?na / mahasamonina / samonimonina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel