Dikan'ny teny : sampanana

Hampiditra dikany vaovao
1 Sampanina (sampana) mt. ih. (sampano): Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra. ? h.o.: Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? asa telo amana efatra no sampaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel