Dikan'ny teny : samponana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sampona) mt. ih.: Sakanana, tohanana: Nikasa handeha ho any Toamasina aho omaly saingy nosamponan'ny aretin'i neny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel