Dikan'ny teny : sandohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sandoka) mt. ih. (sandohy): Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an'olona: Loza izany raha haratsian'izay olona fa nosandohany ny boky uao nouidiko omalin'iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel