Dikan'ny teny : sandrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atb) a.: Teny entimilaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan'ny fahafatesana irahin'ny razana amin' ny tena. Ahitsio
2 a.: Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel