Dikan'ny teny : sandratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Akatra; fiakarana ho eo amin'ny toerana ambony na avo; fisondrotra amin'ny voninahitra. - t.i.f : Asandratra, voasandratra, tafasandratra / manasandratra, fanasandratra, mpanasandratra / na manandratra, fanandratra, mpanandratra / anandratana, fanandratana / misandratra, fisandratra / isandratana, fisandratana / mahasandratra / sandratsandratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel