Dikan'ny teny : sanehaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisefosefoana sy fahasemporana, toy izay mahazo ny olona matavy miaka-piakarana. - t.i.f. : Misanehaka, fisanehaka, mpisanehaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel