Dikan'ny teny : sanganehana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. - t.i.f. : Mahasanganehana, fahasanganehana. ΒΆ M. h. : Sakodiavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel