Dikan'ny teny : sangongo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitangoronana maro be (toy ny zanak'akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo. ? Antontan-javatra. ? Ireo kitro fahita amin'ny soroky ny mpilanja filanjana. - t.i.f. : Asangongo, voasangongo, tafasangongo / misangongo, fisangongo, mpisangongo / isangongoana, fisangongoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel