Dikan'ny teny : sangotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin'ny tanana na tapahina amin'ny antsy ny salohiny izay masaka. * t.i.f.: Sangorina, voasangotra / misangotra, fisangotra, mpisangotra / isangorana, fisangorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel